Fandraisana

Ny Opération ikaly dia  fanampin'asa afaka ataon'ny olona rehetra. Ny zavatra atao amin'izany dia mivarotra tapakila sakafo. Ny tombom-barotra dia zaraina ho an'ny mpikambana ikaly.

Créer un site avec Wikeo !